|
|
|
|

Entrée1  tsapaina
Partie du discours  2  verbe passif
Radical  3  tsapa
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  11  [1.1] Kasihina amin' ny tanana: Tsy azo tsapain-tanana ny vokatry ny asa saina
Pondipondena: Tsapao kely ange ho hitanao ny hatavin' ity vorona ity e!
Adinina: Notsapaina tamin' ny resaka sy ny marika ny fahaizako
Andramana: Rahoviana no hotsapaina ilay ombinareo vao nofoiahina?
Fantarina amin' ny alalan' ny fanontaniana; harofana, anaovana don-tandroka: Notsapaiko izay tena heviny marina
Zahana toetra: Matetika ny olo-marina no tsapain' Andriamanitra amin' ny fakam-panahy masiaka dia masiaka

Anagrammes  12  atsapany, itsapana, tsapaina

Mis à jour le 2025/08/10