Entrée tsapa
Partie du discours nom
Définition malgache Fikasihana zavatra amin' ny tanana mba hamantarana azy: Tsapa sokin-dRanona ka ny azo ihany no avadibadika
¶ Fanaovana izay hahafantarana ny maha-izy ny zavatra iray, fizahana toetra
¶ Famangiana fahoriana
¶ Hita, voamarika: Tsapako fa misy lanjany ny teny malagasy [Rajemisa 1985]
Exemples Main-tany ny fizaran-taona tamin' izay ka tsapa ery ny fisongadiny noho ny fihenan' ny rano eny an' ony. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 134]
Dérivations 
Citations 

Entrée tsapa
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] jono hazandrano amin'ny tanana [Rakotosaona 1972]

2017/04/03