Entrée tsaporitika
Partie du discours nom
Explications en malgache Voronkely lava volom-body, mavomavo vasobasoka, tsy manidina avo fa any amin' ny lobolobo iva; ny fanenony dia miretidretika mitovitovy tantana, ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [1.1]
Explications en français Petit oiseau semblable au tsikirity [1.54]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31