Entrée tsemboka
Partie du discours nom
Explications en malgache Rano mivoaka amin' ny mason-koditra rehefa miasa mafy na avy nihazakazaka na raha misy zavamahatahotra tampoka na koa rehefa mafana izaitsizy ny andro: Masirasira ny tsemboka. (Tsara homarihina anefa fa ny teny fampiasa matetika amin' io hevitra io dia ny sampanteny avy aminy hoe: "hatsembohana" na "fahatsembohana") [1.1]
Exemples Tsy nahatombina intsony ny sainy, fa toy ny marary izy, ka tera-mena sy tsemboka be ihany ny tarehiny. [2.324]
Vocabulaire 
Dérivés 
Mots composés 
Analogues  dinitra ~ dinitr' ombalahy ~ jijaka ~ jijika
Proverbes 

Entrée tsemboka
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mivoaka hatsembohana: Efa tsemboka ny marary ka angamba hiafana ny tazony [1.1]
Analogues  mivoa-dinitra ~ mivoa-jijaka ~ mivoa-jijika ~ rano iray ~ vonto ~ tsembo-dratsy

Mis à jour le 2023/08/08