Entrée tsena lava (tsena, lava)
Partie du discours locution
Définition malgache ny tsena ivarotana isan' andro, mifanohitra amin' ny tsena isan-kerinandro izay indray andro amin' ny herinandro ihany vao misy [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31