|
|
|
|

Entrée1  tsentsina
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3 Zavatra entina hanampenana loaka na vava lavaka na vava tavoahangy, tampina: Afaka ny tsentsin-tavoahangy
4 Misy zavatra manampina: Tsentsina ny fantsona ka tsy mandeha ny rano
5 Misy zavatra misakana: Tsentsina ny lalana
6 Feno dia feno: Tsentsina ny tranonay
7 Tototra: Tsentsin' ny raharaha aho ka tsy afaka handray olona. [1.1]
Explications en français  8 bouché [1.13]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Analogues  28  tampina
Tous les mots composés  29  12 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/11/09