Entrée tampina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Voasarona, mikombona, voakombona: Ela ny ela ka tampina ilay vava fery
¶ Voatsentsina ka manjary feno ny loaka na ny lavaka: Tampina haingana ilay loaka tamin' ny lakana ka tsy niditra firy ny rano
¶ Misy zavatra misakana, ka tsy afa-mandeha na mivoaka ny rano na ny rivotra, fempina: Tampina ny lakandrano [Rajemisa 1985]
Définition anglaise plugged, corked [Hallanger 1973]
Définition française bouché [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986]
Définition française obstrué [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 fermé [Abinal 1888]
Définition française fermé, cicatrisé en parlant d'une plaie. [Vocabulaire: Santé] [Boiteau 1997]
Dérivations 
Analogues  tsentsina
Exemples Rahefa tampina ny masoko, dia nandeha indray ny fiarakodia. [Andriamalala: Ranomasina]

Entrée tampina
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra entina manentsina ny hirika, ny loaka: Niala ilay tampina natao tamin' ny varavarankely tsisy fitaratra ~ Asio tampina ity akanjo ity fa loaka [Rajemisa 1985]
Définition française ce qui bouche, obstrue, un morceau d'étoffe servant à boucher le trou d'un habit, action de boucher: Asio tampina ity pataloha ity, fa loaka (Mettez un morceau d'étoffe à ce pantalon pour boucher ce trou) [Abinal 1888]
Exemples Izany fitafiana rehetra izany, na ny ambony na ny ambany, dia samy nisy tampina avokoa. [Andraina: I Vola]

Entrée tampina
Partie du discours nom
Définition française  [Sakalava, Tsimihety] (de tampina). Nom d'une plante qu'on applique sur les blessures pour en faciliter la cicatrisation. Voir aussi tampinangatra. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 

2019/10/30