| Entrée | 1 tsidi-pahitra | 
| Mots élémentaires | 2 tsidika, 3 fahitra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en malgache | 5   1) famangiana miserana fotsiny mba hahazoana milaza hoe efa nitsidika; -2) tsirambina amin' ny zavatra atao (avy amin' ny tsy fahavarana mijery ny fahitra misy ny omby isan' andro fa indraindray ihany) [1.1] | 
| Proverbes | 6 Proverbes contenant ce mot | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |