Entrée tsikafara
Partie du discours   nom
Définition malgache   Karazana voady amoriam-bahoaka sy anaovana lanonana lehibe, fanao indrindra any amin' ny Betsimisaraka [Rajemisa 1985]
   fomban-drazana atao matetika amonoana omby na biby hafa rehefa tanteraka ny voady natao [SLP: Voambolana]
Définition française   cérémonie de voeu exaucé [SLP: Voambolana]
Exemples   Raha misy zavatra irin' ny Betsimisaraka, ka tanteraka io zavatra io, dia mifaly izy, ary ny lanonana ataony amin' izany no "tsikafara". [Andriamalala: Ranomasina, page 64]

Entrée tsikafara
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka] faniriana [Rakotosaona 1972]

2012/10/01