Entrée tsikala
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikala ao ambanin' ny vata
¶ Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Synonymes tsikalana

2012/10/01