| Entrée (1/2) | 1 tsikalana |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3tapa-kazo atao hidin-trano.
[Tambahoaka]
[1.78] 4Zavatra atao ambanin' ny zavatra iray hafa mba hatao efitra tsy hikasihany tany; kaka: Asio tsikalana ao ambanin' ny vata. 5Izay atao efitra entina handray zavatra mahamay na hametrahana azy; zavatra aneferana zavatra hafaizay heverina ho sarobidy. [1.1] |
| Explications en français |
6liteaux, cale.
[1.13] |
| Dérivés |
|
| Synonymes | 18tsikala |
| Entrée (2/2) | 19 tsikalàna |
| Radical | 20tsikala |
| Partie du discours | 21 verbe passif |
| Explications en malgache |
22Asiana tsikalana: Tsikalao io vata hazo io fa mando ity efitra misy azy ity.
[1.1] |
| Morphologie |
|
| Autres orthographes | 27tsikalaina, tsikalanina |
| Anagrammes | 28 alantsika, 29 tsikalàna, tsikalana, 30 tsilakana |
| Mis à jour le 2025/11/06 |
|