Entrée tsikaritra
Partie du discours   participe
Définition malgache   Sendra hita, hita miserana, mitsipalotra [...] [texte complet dans Rajemisa 1985]
Traduction française   vu rapidement, aperçu un instant [Abinal 1888]
Exemples   Nony nandalo daholo ireo mpamandrika tsiriry , izy irery no tsikaritr' I Bory fambola tsy niseho. [Andraina: Mitaraina, page 78]
Ela vao tsikaritro fa tsy izaho irery no variana [Andraina: I Vola, page 74]
Dérivations  
Morphologie  
tsikaritra
tsikaritro
tsikaritrao
tsikariny
tsikaritsika
tsikaritray
tsikaritrareo
tsikaritr'
tsikari-
tsikaritry
notsikaritra
notsikaritro
notsikaritrao
notsikariny
notsikaritsika
notsikaritray
notsikaritrareo
notsikaritr'
notsikari-
notsikaritry
hotsikaritra
hotsikaritro
hotsikaritrao
hotsikariny
hotsikaritsika
hotsikaritray
hotsikaritrareo
hotsikaritr'
hotsikari-
hotsikaritry

Mis à jour le 2014/10/26