Entrée | 1 tsikeraina |
Radical | 2 tsikera |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Atao izay hahatonga ny zavatra iray hisaratsaraka, tsy hifintina na hifitsaka: Tsikerao ireo mololo ireo hizahana izay peratrao very izay (hevitra) Savasavaina amin' ny lafiny rehetra: Notsikerainy ny hevitr' ilay ohabolana hoe: Vivỳ nanitrika ka bongo mason' ny nahiny Tanisanisaina ny kileman' olona iray: Notsikerain-dRasoa tamin' ny manodidina ny toetran' ny vadiny [1.1] |
Explications en français |
5 qu'on critique [1.5] |
Exemples |
6 Azo tsikeraina ambony ihany ve izany?
[2.298#147]
7 Koa ny teny sy ny hevitra fonosiny ihany sisa no tena azo tsikeraina eto. [2.606#93] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 itsikerana, 13 tsikeraina |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |