Entrée tsikera (kera)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaovana izay hahatonga zavatra hisaratsaraka, hibofaka, tsy hifintina na hifitsaka; fisavasavana ny lafiny rehetra amin' ny hevitra iray nomena; fitanisanisana ny kileman' olona iray [1.1]
Explications en français Critique, analyse [1.13, 1.5]
Exemples Izany rehetra izany dia tsikera nataon' olona teo imason' i Voavy taty aoriana, ary mba nohazavainy tamin' izy roa lahy namany nony avy eo. [2.472]
Dérivés 
 
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/09/10