|
|
|
|

Entrée1 tsikitsiky
Radical  2tsiky
Partie du discours  3 nom
Explications en français  4 [duplicatif fréquentatif] [1.3#767]
Exemples  5 tsikitsiky feno hambo, toky tsy mba haiko voasana: 'Zay no toetra namakiany 'zany aloky ny fasana. [2.1022]
6 Ary tandrinao moa ilay fomban' ny Malagasy hafa kely arahin-tsikitsiky mody mianina sy mody afa-po izay? [2.296]
7 Bonjour, Mademoiselle, hoy izy tamin' ny feo feno fanajana narahin' ny tsikitsiky sy endrika miramirana. [2.499]
Morphologie 
8 Simple :
9 Simple :

Mis à jour le 2025/09/12