|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tsimatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Hombo apetaka amin' ny sobiky hahazoana mamatotra azy amin' ny bao filanjana
4 Hombo vy mifaraingo atsatoka amin' ny tany ary manenjana ny lay [1.1]
5 [Bezanozano] fantsika, hazo [1.78]
Exemples  6  Efa voazara an-karona ny fotsimbary nasiany tsimatra roa ny harona tsirairay, dia nafatony mafy tamin' ny bao rofa amin' ny tendrony aloha sy aoriana. [2.472#45]
Analogues  7  tsimaday

Entrée (2/2)8  tsimatra
Partie du discours  9  nom
Explications en français  10 [Bezanozano+Merina+Tanala] (de matra ou matsa : taquin, espiègle). Salacia madagascariensis subsp. dentata (Baker) H.Perrier (Celastraceae). Arbre à fruits comestibles, agréables. Grandidier en compare la saveur à celle de l'Annone. Voir H.Perrier : Sur quelques plantes non cultivées de Madagascar à fruits comestibles, Revue de Botanique Appliquée, 1924. [1.196]
Vocabulaire  11  Botanique
Nom scientifique 

Mis à jour le 2026/02/26