|
|
|
|

Entrée1  tsindriana
Radical  2 tsindry
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Terena avy ambony amin' ny lanjan' ny tena: Tsindrian-dRangahy ity lahy ny satroko.
5 Asiana zavatra mitambesatra aminy avy eo ambony: Tsindriana vato ny tsihy misy vary ahahy.
6 Ampiana: Tsindrio roa lahy ireo mpiasa ireo raha tianao ho vita haingana ny raharaha.
7 Tonena: Tsindrio ihany ny fo indraindray mba tsy ho tezitra tafahoatra. [1.1]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Tous les mots composés  12  4 combinaisons de ce mot
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09