Entrée tsindry
Partie du discours nom
Définition malgache Zavatra apetraka eo ambonin ny zavatra hafa: Tsindry akanjo
¶ Fanaingenana zavatra eo ambonin' ny zavatra hafa: Natao vato tsindry hahazana
¶ Fanampiana zavatra amboniny: Tsindrim-barotra [Rajemisa 1985]
Traduction française compression, pression [SLP 1986]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2020/09/26