Entrée tsindroka
Partie du discours nom
Définition malgache Voan-javatra eny amin' ny tany tsaingohin' ny vorona amin' ny vavany; hanina latsaka amin' ny tany raisina amin' ny tanana. [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Mis à jour le 2020/07/31