|
|
|
|

Entrée1  mitsindroka
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tsindroka
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mitsaingoka voan-javatra eny amin' ny tany amin' ny vava: Aza avala hitsindroka vary ireo akoho ireo
Mandray zava-pihinana latsaka amin' ny tany: Tandremo sao mitsindroka ny voankazo latsaka ianareo
Manararaotra vava latsaka mba hamelezana: Tsy tsara inihitsy ny mitsindroka teny lasa tsy nahy
Explications en français  9  [1.13] picorer
Exemples  10  [2.472] Akoho mitsindroka amin' ny arabe, andian-kanakana na gisa mody avy any an-tsaha, tsy mampiahotra na mampivily azy izany.
11  [2.5] Ny lehibe mihinana ny kely, ny matanjaka mitsindroka ny osa.
Proverbes  12  Proverbes contenant le mot mitsindroka

Mis à jour le 2025/07/29