| Entrée | 1 tsindry hazo lena |
| Mots élémentaires | 2 tsindry, 3 hazo, 4 lena |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 (taloha) fanombotombohana
7 (ankehitriny) fanararaotan-kery sy fahefana handrombahana ankeriny ny fananan' ny madinika [1.1] 8 fanararaotana ny fahefana ananana ka anjakazakana sy anagejana ny hafa [1.13] |
| Explications en français |
9 oppression
[1.13] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|