Entrée tsingarangadona
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-balala vaventiventy volonkary matroka, fahita eny amin' ny tany be vato misy kotofohin' ahitra na dombato, ka avy amin' izany no nahatonga ny anarany [1.1]
Exemples Tsingarangadona fa nidona
valalanamboa fa nitsipika
[2.131]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31