| Entrée | 1 tsinjaka |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3Tsambikimbikina.
4Dihy rodobe: Miara-mandihy ny lehilahy sy ny vehivavy nefa tsy mifangaro akory na dia samy mihinjakinjaka aza fa miara-mihetsika aradalàna milamina, milanto. [1.1] |
| Explications en anglais |
5dancing, esp. by jumping about.
[1.7] |
| Explications en français |
6danse, gambade.
[1.8] |
| Dérivés |
|
| Proverbes | 19 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|