Entrée mitsinjaka (tsinjaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandihy mitsambikimbikina, mihinjakinjaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to dance by jumping about [Hallanger 1973]
Définition française danser en sautillant [Hallanger 1974]
Morphologie 
mitsinjaka
nitsinjaka
hitsinjaka
mitsinjaha
Exemples Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao fari-bolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Citations 

2012/09/25