Entrée tsinombina
Partie du discours nom
Définition malgache Karazam-balala [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Analogues  valala
Exemples raha ny tsinombina no ho omby
dia nofenoiko ny fahitray
raha ny tsimbolavola no ho vola
tsy mba nitsimpona aho fa nandraoka
[Fox: Hainteny, numéro 338]
Citations 

2013/07/28