| Entrée | 1 tsinontsinona |
| Radical | 2 tsinona |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Zavatra tsy misy; tsy fisian-javatra: Nanana izao tontolo izao tamin' ny tsinontsinona Andriamanitra Zavatra tsy misy antony, tsy misy fotony: Ianao koa taitra amin' ny tsinontsinona Tsy misy vidiny, tsy misy lanjany, tsy misy hasiny: Aza mandany andro amin' izay zavatra tsinontsinona ~ Olona tsinontsinona no fiheverako an' iny lehilahy iny [1.1] |
| Explications en anglais |
5 of no importance, of little worth [1.7] |
| Explications en français |
6 rien du tout, sans importance [1.8] |
| Exemples |
7 tsinontsinona ny tanànan' i Marovato.
[2.472]
|
| Tous les mots composés | 8 4 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|