|
|
|
|

Entrée1  tsipihina
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  [1.1] Asiana tsipika: Tsipiho kely ity ravin-taratasy ity mba hanoratako ho an' i Dada
Vonoina amin' ny tsipika: Tsipiho ny anaran' io mpianatra io fa efa tsy mianatra intsony izy
Explications en français  4  [1.3#783] Qu’on trace, qu’on raie
Radical  5  tsipika
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10  hatsipiny, ipitsihan, itsipihan, nipitsiha, nitsipiha, pitsihina, tsipahiny, tsipihina

Mis à jour le 2025/06/24