Entrée tsipoy
Partie du discours nom
Explications en malgache Vorona manana toe-batana foniponitra tsara bika, mitovitovy amin' ny akoho kely reny; ny lahy maramara fotsy mipentina volomparasy ny tratrany sy ny vozony; ny vavy kosa, izay kelikely kokoa noho ny lahy, dia volombatolalaka mipentina fotsy madinika [1.1]
Explications en anglais A kind of partridge [1.7]
Explications en français Perdrix [1.54]
 Espèce de perdrix [1.8]
Vocabulaire 
Mots composés 
Proverbes 
Articles 

Mis à jour le 2022/07/30