Entrée tsirany > tsiraña
Partie du discours nom
Définition malgache  [Taisaka] toerana antsakan-drano, fantsakana [Rakotosaona 1975]
Traduction française  [Taisaka] endroit où l'on va puiser de l'eau [Deschamps 1936]

Entrée tsirany > tsiraka
Partie du discours nom
Définition malgache Hozatroza-javatra azo elakelahina toy ny kira [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée tsirany > tsiraka
Partie du discours nom
Définition malgache Ny fasika eny amoron-dranomasina, ny moron-dranomasina [Rajemisa 1985]
Mots composés, titres, noms 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot tsiraka (1): Antsiranana

Entrée tsirany > tsiraka
Partie du discours nom
Définition malgache tanjona [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] havoana mandosoka eny amin'ny lohasaha na tany lemaka; fidinana [Rakotosaona 1975]

Entrée tsirany > tsiraka
Partie du discours nom
Définition malgache Lefona lava zarana amakiana varavarana, [Rajemisa 1985]

Entrée tsirany > tsiraka
Partie du discours nom
Traduction française filaments, nervures des feuilles [Abinal 1888]
 (toute l'île). Fibres qui se détachent surtout à partir des feuilles (pour le rafia par exemple) ; nervures des feuilles [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Synonymes tsiratsiraka

Entrée tsirany > sirana
Partie du discours nom
Définition malgache Teny ilazana ny faritra amin' ny tenan' ny biby anelanelan' ny lohany sy ny sorony [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

Entrée tsirany > siraña
Partie du discours nom
Définition malgache  [Bara] seranana [Rakotosaona 1975]

Entrée tsirany > sira
Partie du discours nom
Définition malgache Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be sira ny laoka
¶ Fanasina
¶ Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be sira loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise salt [Hallanger 1973]
Traduction française sel [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Dérivations 
Synonymes siramanta ~ siravato
Citations 
Articles 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot sira (1): Antsirabe

Entrée tsirany > sira
Partie du discours interjection [liste complète]
Définition malgache  [Tanosy] masina! [Rakotosaona 1975]

Entrée tsirany > Sirà
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Traduction anglaise Shiza [Baiboly]
Traduction française Shiza [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Siza
Citations 

Entrée tsirany > Sira
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Traduction anglaise Sirah [Baiboly]
Traduction française Sira [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Siraha
Citations 

Entrée tsirany > siraka
Partie du discours nom
Traduction française muscle
¶ sira-tsandry afara, nofon-tsandry afara: triceps
¶ sira-tsandry aloha, nofon-tsandry aloha: biceps [SLP 1986]
Vocabulaire