Entrée tsitsy
Partie du discours nom
Définition malgache tsy fandaniana be, tsy fandaniana afa-tsy amin' izay ilaina [Rajemisa 1985]
Dérivations 

Entrée tsitsy
Partie du discours nom
Définition malgache Ilay hoditra fonony didiana ka alana rehefa manao hasoavan-jaza. (Ny rain-jaza matetika no mitelina ny tsitsin-janany miaraka amin' ny akondro) [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 

2017/03/26