Entrée mitsitsy (tsitsy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Tsy mandany foana, mandala: Mitsitsy tokoa ny vola izay azony izy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mitsitsy
nitsitsy
hitsitsy
mitsitsia
Mots composés, titres, noms 

Entrée mitsitsy
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Taisaka] mivimbina [Rakotosaona 1972]

2012/08/03