Entrée tsivalana
Partie du discours   nom
Définition malgache   Hazo atao manaraka ny sakany, bara: Asio tsivalan-kazo ny varavarana mba ho mafy tsara ny hidiny [Rajemisa 1985]
Définition française   traverse [SLP: Voambolana]
Dérivations  

Entrée tsivalana
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tambahoaka, Tanosy] manenetinkena [Rakotosaona 1972]

2013/07/29