Entrée | 1 mitsivalana |
Radical | 2 tsivalana |
Partie du discours | 3 verbe actif ou adjectif |
Explications en malgache |
4 Tsy mitsangana fa mandry mibahana: Misy hazo mitsivalana eo amin' ny fidirana ao am-pahitra Mibahana manao izay tsy hahatanteraka zavatra iray: Rakoto no nitsivalana tamin' ilay hevitrao [1.1] |
Explications en français |
5 Etre en travers, mettre obstacle, s'ingérer: Asio tsipika mitsivalana eo (Tracez là une ligne en travers) ~ Raharahanay izany ka aza hianao no mba mitsivalana eo (Ne vous ingérez pas dans cette affaire qui ne regarde que nous) [1.3#788] 6 transversal [1.13.fr#18] |
Exemples |
7 Amin' ny lavaka roa mifanakaiky, latsaka kely noho ny indray mandingana ny elanelany na mitsotra na mitsivalana.
[2.472]
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |