|
|
|
|

Entrée1  tsy adala tsy hendry
Mots élémentaires  2 tsy, 3 adala, 4 hendry
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 enti-milaza toetra hafahafa, fa raha miteny toa mahalala rariny, nefa ny fiainana tsy araka izany, na ny fiainana tsara, fa ny fiteny tsy mendrika [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12