Entrée tsy hitahita akory (tsy, hita, akory)
Partie du discours locution
Définition malgache enti-milaza fotoana niserana na nandalo dia nitrangan-javatra lehibe tsy nampoizina [Rajemisa 1985]
Exemples 
1Tsenakely amin' ny traoheva no niatombohany kanjo naniry ho azy tsy hitahita akory ny trano biriky mivody vato miisa ampolony. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
2Niha-nisinda tsikelikely ny hafanana novimbinin'ny atoandro, nony nidify ilay fanilon'ny tany ka tsy hitahita akory dia nirotsaka ny fanala. [Andriamalala: Vohitry]

Mis à jour le 2020/11/19