| Entrée | 1 tsy hita popòka | 
| Mots élémentaires | 2 tsy, 3 hita, 4 popòka | 
| Partie du discours | 5 locution | 
| Explications en malgache | 6   tena very tanteraka, na tsy antenaina ho hita intsony; tsy hita mihitsy izay toerana misy azy; tsy hita avanavana [1.1] | 
| Explications en français | 7   incompréhensible, qu'on ne peut se figurer [1.3] | 
| Exemples | 8   Saingy raha mbola tsy nanasa-dàlana akory izy, dia efa tsy hita popoka izay nidifian' i Noro.
[2.5] 9 Ankizy 4 taona no tsy hita popoka niaraka tamin’ny namany tao amin’ity tanàna ity io talata io [4.11] | 
| Synonymes | 10 tsy hita paipaika, tsy hita poka, tsy hita veroka | 
| Mis à jour le 2025/10/11 |   |