Entrée tsy ... intsony (tsy, intsony)
Partie du discours locution
Explications en français Ne ... plus [1.5]
Exemples 
1Tsy misy intsony! [2.4]
2Tsy ho ela intsony. [2.528]
3Tsy mandre intsony aho. [2.471]
4Tsy misy tompo sy mpanompo intsony. [2.643]
5Torana izy ary tsy nahatsiaro tena intsony. [2.895]

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31