|
|
|
|

Entrée1  tsy laitran' ny mamy
Mots élémentaires  2  tsy, 3  laitra, 4  mamy
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6  enti-milaza olona tsy mety matavy na mahazo aina na dia mahery mihinana aza [1.1]
Vocabulaire  7  Santé

Mis à jour le 2025/10/11