|
|
|
|

Entrée1  laitra
Partie du discours  2  adjectif
Morphologie 
3  Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  22  [1.1] Azo kaikerina: Tsy laitrako io taolana io fa mafy loatra
Azon-javatra asiana, idirana: Mahagaga fa laitran' ny rano ny vato rehefa ela ny ela
Azo leferina, zakaina: Tsy laitrako intsony ny ataon' ny mpampiasa ahy
Azo (raha misy tanin' ny iharana hafa ao aoriana) (...): Tsy laitra tsoahana io fantsika io fa mafy loatra
Explications en anglais  23  [1.2] can be done, can be sustained, can be acted on, can be effected. It is followed by passive verbs like azo, zaka, etc.
24  [1.7] can be done; penetrated
Explications en français  25  [1.8] qui peut se faire; pénétré
Analogues  26  lefitra, zaka, aritra, tanty, toha
Proverbes  27  Proverbes contenant le mot laitra

Mis à jour le 2025/08/21