Entrée tsy manam-paharoa (tsy, anana, roa)
Partie du discours locution
Explications en malgache Tsy misy mitovy aminy
Mitovy hevitra: baka lany sahaza ~ fanaperana ~ tapitra efatra ~ tapitra ohatra ~ tonga lafatra ~ tsy manantsahala [1.1]
Explications en français Qui n' a pas son second. Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal. [2.415]
Allégation Mot ou locution vu dans: fanaperana ~ fatratra ~ tokana aman-tany
Exemples Ambony sady ara-panahy loatra ny toetrany ka tsy manam-paharoa. [1.38]
Synonymes isa fa tsy roa

Mis à jour le 2021/01/01