|
|
|
|

Entrée (1/3) 1  fanaperana
Radical  2 tapitra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Famitana, fandoavana (vola) hatramin' ny farany: Anio no fanaperana ny trosanao
5 Tsy fisian-kilemana haratsiana hotsinina na kely akory aza; vita tomombana, tanteraka: Tsy misy hokianina ny hiran' ny ankizy anikeheo, tena fanaperana marina [1.1]
Explications en anglais  6 the end; the utmost perfection [1.7]
Explications en français  7 L'action d'achever, de compléter, l’instrument, la cause [1.3]
8 la fin; arrivé à la perfection [1.8]
Exemples  9  Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko. [2.472#22]
10  Nony fe-ho tovovavy, indro miara fanaperana. [2.817]
11  Ny tiako holazaina aminao, dia ity : tsy mbola nisy fomba firaisa-monina fanaperana - raha nisy izany, dia efa foana e! [2.5#86]
Analogues  12  ary fenitra, 13  baka lany sahaza, 14  farafarampony, 15  lani-datsaka, 16  lavorary, 17  mangidy vato, 18  maty paika, 19  safatsiroa, 20  tanteraka, 21  tapitra efatra, 22  tapitra ohatra, 23  tokana aman-tany, 24  Tomombana, 25  tonga lafatra, 26  tsy manam-paharoa, 27  tsy manan-tsahala, 28  tsy misy toa azy, 29  tsy misy tomika, 30  tsy roa aman-tany

Entrée (2/3) 31  fanaperana
Radical  32 tapitra
Partie du discours  33  nom
Explications en français  34 L'action de salir, l’instrument, la cause [1.3]

Entrée (3/3) 35  fanaperana
Radical  36 tapitra
Partie du discours  37  adjectif
Explications en français  38 arrivé à la perfection, hors concours [1.3]

Mis à jour le 2026/04/22