|
|
|
|

Entrée1  tsy manana hazondamosina
Mots élémentaires  2 tsy, 3 manana, 4 hazo, 5 lamosina
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 enti-milaza olona tsy manan-tsitrapo hijoro amin' ny heviny na amin' izay tiany, tsy manana hevitra ijoroana fa manaraka ny an' ny hala hatrany. [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11