|
|
|
|

Entrée1  lamosina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Ny faritry ny vatana mifamaly any ivoho amin' ny tratra sy ny kibo: Misy marary ato amin' ny lamosiko ato [1.1]
Explications en anglais  4 the back [1.2, 1.7]
5 [Mal. lamusir, the flesh of an animal's back] [1.2]
Explications en français  6 le dos [1.3#382, 1.8]
Exemples  7  Io no manosika antsika hanome lamosina na hiampanga azy. [1.369]
8  dia manampy amin'ny fanamaivanana ny fanaintainanan'ny lamosina. [2.424]
9  ary ny lamosina marary koa : ary satriko hiany mandry noho ny fanaintainan'ny andoha. [2.59]
Dérivés 
Adverbes :
Vocabulaire  11  Biologie
Holonyme 
Co-méronymes 
Tous les mots composés  26  15 combinaisons de ce mot
Proverbes  27  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/09