|
|
|
|

Entrée1  tsy maty tsy akory fa mbola matory
Mots élémentaires  2 tsy, 3 maty, 4 akory, 5 mbola, 6 matory
Partie du discours  7  locution
Explications en malgache  8 ilazana ny olomalala na ny olomanga izay tsy miala ao am-po ny fahatsiarovana azy na dia efa maty aza, na noho ny fitiavana azy be dia be na noho ny asa makadiry vitany [1.1]

Mis à jour le 2025/10/11