|
|
|
|

Entrée1  tsy miloa-bava
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  tsy, miloatra, vava
Exemples  4  [2.996] Mangina aho ka tsy miloa-bava fa ianao no nanao izao.
5  [4.27] tsy miloa-bava koa anefa izy ireo, rehefa anaovana antso fanairana ny amin’ny mampitombina an’izany, eo anatrahan’ny zava-misy izay tsy azony odian-tsy hita.

Mis à jour le 2025/02/12