Entrée tsy misy madilana hotentenana (tsy, isy, dilana, tentina)
Partie du discours locution
Définition malgache ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina
¶ Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina [Rajemisa 1985]
Synonymes tsy misy madilana maito hotohizina

Mis à jour le 2020/07/31