| Entrée | 1 tsy ... na aiza na aiza |
| Mots élémentaires | 2 tsy, 3 na, 4 aiza |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en français |
6 nulle part: Tsy hita na aiza na aiza izy (On ne le voit nulle part) [1.3] 7 ne ... nulle part [1.5] |
| Exemples |
8 tsy|na aiza na aiza maniry tsy|na aiza na aiza afatsy|na aiza na aiza eto Madagaskara hiany izy ireny
[1.357#9]
9 ny Mpanjakan'i Madagasikara tsy|na aiza na aiza mamarin' olona andafin-dranomasina tsy|na aiza na aiza. [2.366#376] 10 Fa tsy misy tany tsy<'>na aiza na aiza! [2.298#27] |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|