| Entrée (1/5) | 1 na |
| Partie du discours | 2 conjonction [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3Teny mpampitohy.
4Enti-milaza zavatra roa azo ifidianana: Fidio izay tianao na ny vola na ny voninahitra. 5Enti-milaza olona, zavatra, toe-javatra daholobe tsy ankanavaka: Tonga tao daholo na lehilahy na vehivavy na antitra na tanora na kely na lehibe. [1.1] |
| Explications en anglais |
6or, nor, though, whether, neither, if. It is also used to form several indefinite pronouns and adverbs. Compare sa.
[1.2] 7or; either; neither. [1.7] |
| Explications en français |
8ou: Manorata na mamakia boky: samy mety daholo izay ataonao (écrivez ou lisez: ce que vous choisissez de faire est bon) ~ Samy mamy na ny ray na ny reny ~ Samy mampalahelo na ny mpandany na ny kahihitra.
[1.12] 9ou. [1.8] |
| Tous les mots composés | 1012 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/5) | 11 na |
| Partie du discours | 12 particule [Liste complète] |
| Explications en malgache |
13Heverina ho niavian' ny n' na n- ihany, izay ilazana tompon-javatra, saingy tsy fampiasa intsony ankehitriny afa-tsy:.
141) raha milaza vidin-javatra: Vomanga-na volafolo;. 152) amin' ny filazana izay olona nikendrena zavatra iray: Trano-na miaramila;. 163) amin' ny filazana mpanao asan' ny iharana raha tsy voafaritra io mpanao asa io: Vita-na Malagasy. [1.1] |
| Entrée (3/5) | 17 na |
| Partie du discours | 18 particule [Liste complète] |
| Explications en malgache |
19Kianteny atao eo alohan' ny anarana iray, izay enti-manazava anarana hafa voalaza eo aloha: Dia indro Antananarivo na ilay Analamanga fahiny.
[1.1] |
| Entrée (4/5) | 20 na~ |
| Partie du discours | 21 préfixe [Liste complète] |
| Explications en français |
22préfixe comme dans naotra.
[1.3] |
| Entrée (5/5) | 23 Na
![]() |
| Partie du discours | 24 nom (symbole) |
| Explications en malgache |
25Singa mivaingana, faha-11 amin'ny fisokajiana miherina..
[3.1] |
| Explications en anglais |
26Sodium..
[3.1] |
| Vocabulaire | 27 Chimie |
| Tableaux et planches |
28 Table périodique |
| Mis à jour le 2025/11/06 |
|