Entrée tsy tambo (tsy, tambo)
Partie du discours adjectif
Définition française si nombreux, si grand, si profond qu'on ne peut... [Abinal 1888]
Morphologie 
tsy tambo
tsy tamboko
tsy tambonao
tsy tambony
tsy tambontsika
tsy tambonay
tsy tambonareo
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1avy no mikoy: " Tsy tambo holazaina daholo! [Rahajarizafy: Filozofia]
2Tsy tambo lehitsy, ry Goaibe fa aoka izay a! [Randriamiadanarivo: Sikajy]
3Tsy tambo ny resaka rahefa izahay roa lahy no tafaraka. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 130]
4Tsy tamboko hovelomina ny zanako (Mes enfants sont si nombreux que je puis à peine les nourrir) [Abinal 1888, page 660]
5Tsy tambonay holazaina ny soa nataonao (Nous sommes incapables de dire le bien que vous avez fait) [Abinal 1888, page 660]
Citations 

Mis à jour le 2019/10/15