Entrée tsy tambo isaina (tsy, tambo, isa)
Partie du discours locution
Définition malgache be dia be ka tsy azo isaina, tsy hita isa intsony [Rajemisa 1985]
Définition anglaise innumerable [Hallanger 1973]
Définition française innombrable [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Exemples 
1Ary ny havany tontolo tsy tambo isaina [Dahle: Angano, page 268]
2noho ny famindrampòny tsy tambo isaina [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 99]
3Maro ny andevony, hono, ka tsy tambo isaina. [Ramarlah: Bara]

Mis à jour le 2019/10/15